[](https://hackmd.io/XVDQnZXVT8622CdbeBINPA)
# 2022-09-26
HAFARI Malagasy = reseaux des assoc. qui oeuvre pour les droits foncier.
# 2022-09-21 Titularisation à Andramiarana
Présents: Mr Ralay, Mr Jean De Dieu, Mme Hanta, Mme Hanitra kely, Mr Justin, Jean Patrice, Séraphine, Lucas, Jean Marc, Mme Hanta (maman'i Zi), Mme RAsoamalala, MR ROCKY (soutient resaka fananan-tany), Mr JOHN, Mr Maurice, Mme Liliane, Mr Menja, fanazavana ilay tantara fintina fohy ny niarahana tamin'ireo mponina teto Andramiarana
Anaty ady tany toy itony dia tsara raha ONG no miara-miady amin'ilzy tany fa tsy olo-tsotra. Izay no nitsirin'ny hevitra hifampiantso amin'ny ATD.
Mila taratasy manamarina avy amin'ny ATD.
Ifanazava ny zavatra tsy azo rehetra:
Tsy maintsy hisy vola aloa amin'ny fikarakarana rehetra (domaine, sns...)
Efa ho 40 taona no teo an-toerana fa ny nandraisan'ny ATD an-tanana no 19 taona.
Efa nisy fivoriana natao: efa nisy solotena voatondro,
Ahiahin'i Mr Ralay: mety hisy trindry vola ataon'ny société. Tsara raha manao ny dingana voalohany isika alohan'ny société.
Tokony tsy hiandry ny tsy afaka fa izay afaka no manao ary manampy ny hafa.
Tokony hanao tolo-tanana mba hiarovana sy hitazonana ny toerana.
Tokony ho voabango miaraka ao avokoa ireo olona rehetra na lehibe na kely (sahirana).
Nisy géometre hanao retablissement des bornes. Noheverin'ny olona fa expulsion ilay izy.
Nisy tany maromaro titre "Maurice Delmonte et Perline"
Niaraka tamin'ny juridique modifier
annulation de titre et restitution (tribunal) anaty titre miandana (1ha 88a) ny tananan'Andramiarana rehetra.
Hiova indray ny démarche ho atao: tany Miadana (efa titre: nisy acte de vente, notaire Rajonson no nanao)
Isika tsy manana titre na taratasy mazava.
Niezaka ny nitady lalana occupation de terrain ara-dalana, fa ny taratasy no tsy ananana.
Manana zo ireo olona ny hanao fangatahana ny tany.
Terrain titre, domanial, sns,
PA: préscription accisitive
Nisy fond de dossier, attestation de mise en valeur, taratasy avy an'y amin'ny fokontany.
Atsofoka any amin'ny sampandraharaha any amin'y fitsarana
Tokony hidina hanao décente ny Topo sy ny Domaine avy eo dia miantso ny fidinan'ny tribunal avy eo manao fitsirihana sy ny famakafakana.
Avy eo ny fitsarana mamoaka ny didi-pitsarana tsy azo ivalozana.
HIsy affichage any amin'ny commune ho fampafantarana ireo olona.
Avy eo dia makla grosse, sy manoratra ny tany amin'ny anaran'ny olona tsirairay avy.
Misy tolo-tanana avy amin'ny ATD???
Mbola tsy mila avocat aloha fa raha sanatria misy olona mitondra teny tampoka any amin'ny Mr Maurice ka manao opposition izy dia eo vao mila avocat.
Atao lisitra ireo famille rehetra, omena ny statut juridique ny ONG sy ny taratasy ilaina mahakasika ny fitondrana.
Ny fandraisana anjaran'ny tsirairay: atao mitovy ve sa ahoana?
Efa namoaka juridique sy plan ary ny mponina no nandray anjara tamin'ny fandaniana.
Misy olona tsy mazoto amin'ny fiarahana ny fikarakarana ny taratasy rehetra.
Efa nisy fanangonana vola tsikelikely tany amin'ireo olona. Vinavina 120000ar eo no anjaran'ny isan-tokatrano. Fa mbola dinihina.
Misy olona hafa mampiasa ny tany miaraka amin'izy ireo. Akambana ve sa ialana?
Misy fitoriana any amin'ny tribonaly tamin'ny fanohanana ilay bornage saika atao. Tokony tsy maintsy atsofoka faran'izay haingana any amin'ny tribonaly ireo taratasy rehetra ireo.
Efa miezaka ny manangona ny vola ilaina ahafahana mampiditra ilay taratasy farany izay haingana.
Fandraisana anjaran'ny ATD ho dinihina ao amin'ny ekipa fa efa manomboka tsikelikely manangona amin'ireo monina.
Mbola tsy voarafitra ny vola aloha. Eo eo amin'y manodidina ny 25 à 30 milliions de franc no vola ilaina rehetra mandra-pahavita ny ady rehetra.
# 2022-06-28 Objectifs & Santé
## Fanontaniana
- [ ] Inona no atao @ dokotera Vero Accès, absent foana
- [ ] Mitrandraka fiara-miasa @ CSB2, Ambovo
- [ ] CSB2 partenaire ? Directeur générale Ambohidratrimo
- [ ] Rencontre partenaire Koreen, Magalie (Koba Aina, misy dokotera ohatra accès any Ambovo)
## Objectifs
- Médiation entre partenaires sur les questions de droits des familles
- Plaidoyer amin'ny fanatsarana ny kartie izay mipaka amin'ny tena sahirana
- Fanovana fomba fijery sy fomba fanao @ ireo mponina mba olom-pirenena sy mandray andraikitra
- Miainga @ zavatra ilain'ny ekipa, ny fianakaviana sy ny partenaires
Hatraiza ny fiarahandia sy fiaraha-miasa
Mizara andraikitra @ visite
Mitady fomba mba à l'aise
## Santé
Médiation entre CB2 sy familles
Dr Norbert tisy olona
Razakaina Ambatolampy dokotera mitovy an'i Norbert
Voailikilika ny olona any CSBII
Talata manaraka mijery Razakaina sy CSBII
Présentation
- Binômes
- Hazavaina momba ny firohotana
- Henoina ny mikasika vola
---
tag: #fivoriana